|
|
|
|

Teny iditra1  fivoriambe
Singan-teny  2 fivoriana, 3 be
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a general assembly [1.470, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 assemblée générale [1.470, 1.8]
Ohatra  7  Ireny fivoriambe natao handinihan-tena ireny no fakana ainan' ny Firotsahana an-tsitrapo. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07