|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsipihana |
| Fototeny | 2 tsipika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaingana ny tena, arahina fitsambikinana na fanidinana: Ohatra ny helatra ny fitsipihan' ilay valala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 A ruler, an instrument used in drawing lines..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action de rayer, de régler, de tracer, la règle, l’instrument.
[1.3#783] |
| Kamban-teny rehetra | 7 fitsipi-pitenenana |
| Fivaditsoratra | 8 fipitsihana, 9 fitsipihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|