Entrée (1/4) | 1 fitoriana |
Radical | 2 tory |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1] |
Entrée (2/4) | 5 fitoriana |
Radical | 6 tory |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1] |
Entrée (3/4) | 9 fitoriana |
Radical | 10 tory |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1] |
Tous les mots composés |
|
Entrée (4/4) | 14 fitoriana |
Radical | 15 tory |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1] |
Explications en anglais |
18 an accusation [1.7] |
Explications en français |
19 celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3] 20 accusation [1.8] |
Anagrammes | 21 firiotana, 22 fitoriana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |