| Entrée | 1 fiteny |
| Radical | 2 teny |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a language the customary way of speaking [1.7] |
| Explications en français |
6 manière de parler [1.3#696, 1.8] 7 le language ce qu'on peut défendre [1.3#696] 8 une langue [1.8] |
| Exemples |
9 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity;
[2.470]
10 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 7 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 14 Linguistique |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|