| Entrée | 1 fitaratra |
| Radical | 2 taratra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina [1.1] |
| Explications en anglais |
5 Glass, a looking-glass, a mirror. [1.2] |
| Explications en français |
6 manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière [1.3] 7 vitre [1.13] |
| Exemples |
8 Izaho, hono, izany no mba fitaratra!
[2.4]
9 mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69] 10 Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 8 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 15 Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|