|
|
|
|

Entrée1  fitambarana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tambatra
Tous les mots composés 
Explications en malgache  7  [1.1] Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano
Explications en français  8  [1.3#657] L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause
9  [1.13] réunion
Exemples  10  [2.606#] Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana
11  [2.508#] Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza.

Mis à jour le 2025/08/10