|
|
|
|

Entrée1  fitaiza
Radical  2  taiza
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io.
Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava. [1.1]
Explications en anglais  5  [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra. [1.2]
6  anything kept in reserve [1.7]
Explications en français  7  ce qui est tenu en réserve [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12