Entrée | 1 fisingorana |
Radical | 2 singotra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby. Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |