|
|
|
|

Entrée1  firariana
Radical  2  rary
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana) [1.1]
5  Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka [1.1]
Exemples  6  Maro ireo teny firariana ny fiainan' ny olona tsy ho lavorary. [1.519#]
Tous les mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot firariana

Anagrammes  10 fiarirana, 11 firariana

Mis à jour le 2025/09/12