|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filankevi-pitantanana |
| Singan-teny | 2 filana, 3 hevitra, 4 fitantanana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 rafitra misy eo anivon' ny orinasa, ivondronana olona vitsivitsy tendrena avy amina sampandraharaha vitsivitsy mba hiaraka hisalahy amin' ny fitantanan-draharaha iray.
[1.62#404] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|