|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikiahana
Fototeny  2 kiaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana feo taitra mikarantsana mafy: Ny fikiahany no nahalalana ny toerana namonoan' ny olona azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de crier. [1.3]

Teny iditra (2/2)6  fikiahana
Fototeny  7 kiaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fisoritana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 l'égratignure, l'entraînement de la terre. [1.3]

Fivaditsoratra  11 fihaikana, 12 fikaihana, 13 fikiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12