|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kiaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a scratch; a grazing contact
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace
[1.8] 17 écorchure [1.13, 1.66.fr#323] 18 strie [1.13] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kiaka |
| Teny iditra (2/2) | 20 kiaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
34 Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao?
[1.1] |
| Ohatra |
35 Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay.
[2.472#]
|
| Voambolana | 36 Feo |
| Fivaditsoratra | 37 akaky, 38 kaika, 39 kakay, kiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|