|
|
|
|

Entrée1  fihadiana
Radical  2  hady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany
Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga
Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena [1.1]
Explications en français  5  L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu [1.3#202]
Exemples  6  Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472#]
7  ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory. [2.649#]
Tous les mots composés 

Anagrammes  11 fahidiana, 12 fihadiana

Mis à jour le 2025/09/12