Entrée | 1 fifanohanana |
Radical | 2 tohana |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana.
[2.285]
5 Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra. [2.472] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |