|
|
|
|

Teny iditra1  fifandisoana
Fototeny  2 diso
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  fifandisoan-javatra kely toy izany monja dia mety hanova tanteraka ny fiainan' ny olona iray. [2.471]
5  Mitarika fifandisoana amin' ny tena demokrasia sy ny demokrasia araka ny fironan-kevitra izany. [4.27]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29