| Entrée | 1 fierotra | 
| Radical | 2 erotra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana [1.1] | 
| Explications en français | 5   manière de ronfler [1.3#130] | 
| Exemples | 6   Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany.
[2.4#] | 
| Anagrammes | 7 atrefory, 8 fierotra, 9 fireotra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |