| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fierena | 
| Fototeny | 2ery | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3#129] | 
| Ohatra | 
6 Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako?
[2.996#] 
 7 Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436#]  | 
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 9 eferina, 10 ferenay, 11 fierena | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |