Entrée | 1 fidarabohana |
Radical | 2 daraboka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fianjerana mafy amin' ny tany [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de tomber lourdement [1.3#97] |
Exemples |
6 Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana.
[2.996#]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |