|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fiandry
Fototeny  2andry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 a reserve for emergencies [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu'on attend, qu'on garde, la manière de garder [1.3]
6 ce qui est tenu en réserve [1.8]
Ohatra  7 Hita ny mpifoka sigara nividy taratasin-tsigara, tsy hampiasaina fa hatao fiandry, ny maro anaka nanangona kahie nohidia am-bata. [2.472]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  10 Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/3)11 fiandry
Fototeny  12andry
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 angatra (aretina) [Taisaka] [1.78]
15 Aretina mampivonto ny ankasarotana [1.1]
16 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  17 The chronic state of certain diseases; gonorrhea. The word is also used like antratra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 blennorragie [1.13]
19 blennorragie [Taisaka] [1.82]
Voambolana  20 Fahasalamana
Mpanahaka  21 akohofotsy, 22 ambaniana, 23 angatra, 24 famehy, 25 farasisa, 26 fifia, 27 vania

Teny iditra (3/3)28 fiandry
Fototeny  29andry
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny anglisy  31 a large stone placed against the outside door of a tomb [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02