Entrée | 1 fiakanjo |
Radical | 2 akanjo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba entina miakanjo [1.1] |
Explications en français |
5 La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis [1.3#14] |
Exemples |
6 Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy.
[2.470#]
7 Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra. [2.508#] |
Anagrammes | 8 fanakojy, 9 fiakanjo |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |