|
|
|
|

Teny iditra1  fiady
Fototeny  2 ady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miady: Hafahafa ny fiadin' itỳ akoholahy itỳ.
5 Tokony hiadiana: Ady fiady mihitsy izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 La manière de combattre, de s'ajuster, l'objet en litige. [1.3]
Kamban-teny rehetra  7 manao ady fiady

Fivaditsoratra  8 adify, 9 fiady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11