|
|
|
|

Teny iditra1  fiadonadona
Fototeny  2 adonadona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiavonavona, firehareha, fieboebo aseho amin' ny fihetsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 la manière d’être fier. [1.3]

Fivaditsoratra  6 fiadonadona, 7 fidaondaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12