|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adonadona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Orgueil, mépris.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 15 Ontam-po |
| Mpanahaka | 16 fieboeboana, 17 lanjalanjaloha, 18 rehareha |
| Fivaditsoratra | 19 adonadona, 20 daondaona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|