Entrée | 1 fiadiana |
Radical | 2 ady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fifanoherana Fitaovana entina miady [1.1] |
Explications en anglais |
5 the act of fighting; weapons [1.7] |
Explications en français |
6 Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat) Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions) Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès. [1.3] 7 action de se battre; armes [1.8] |
Exemples |
8 Toa mitady fiadiana, hony, ianao?
[2.471#]
9 Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472#] 10 Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437#] |
Article | 11 Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 12 fiadiana, 13 ifadiana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |