|
|
|
|

Entrée1  fasehina
Radical  2  fasika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1]
Explications en anglais  5  sandy. [1.2]
Explications en français  6  sablonneux [1.13]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  9  Géologie
Autres orthographes  10  fasihina

Anagrammes  11 fasehina, 12 Finehasa, 13 fisehana

Mis à jour le 2025/09/12