|
|
|
|

Teny iditra1  fasan-drazana
Singan-teny  2 fasana, 3 razana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana. [1.1]
Tovy hevitra  6 fasan' ny ntaolo
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02