| Entrée | 1 fary raiki-bololona |
| Mots élémentaires | 2 fary, 3 raikitra, 4 vololona |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka [1.1] |
| Exemples |
7 dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza
[2.48]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|