|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fantaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse. [1.3]
Ohatra  6  Nataon-dRasoberina fantaka fanenomana mantsy no niafaran' io filanjana io. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)16  fantaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a small bamboo used for hedges. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 petit bambou ou roseau utilisé pour les haies. [1.8]
Ohatra  21  Tsontsorifako vero
folapolahiko fantaka
vazo tsy tianao va aho
no fohazinao mangoam-bodilanitra?
[2.131]
Voambolana  22  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)25  fantaka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny anglisy  27 a tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28 herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth.. [1.3]
29 Nom générique des chaumes de gros diamètre qu'on pouvait ficher en terre. On en fait des claies, des clôtures, etc. à la manière des cannes de Provence. Utilisées en vannerie : nasses pour la pêche. Jouait un rôle important dans le folklore : cérémonies de la circoncision ; initiation des jeunes garçons, etc. L'idée de ficher en terre étant assimilée tantôt au geste sexuel, tantôt à l'acte guerrier maniant son javelot. On donne surtout ce nom aux trois espèces suivantes : Arundinella nepalensis Trin. ; Panicum maximum Jacq. et Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae).. [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)31  Fantaka
Sokajin-teny  32  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  33 the name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  34 Une des douze idoles royales (sampy) de l'Imerina. Une maison spéciale lui était consacrée à Ambohimanga, la ville royale. Son gardien ou mpitahiry était bien entendu un spécialiste en fabrication et commerce des ody les plus réputées.. [Merina] [1.196]
Ohatra  35  Zokin-tsampy i fantaka. [2.48]
36  Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Voambolana  37  Finoana
Tsipelina hafa  38 rafantaka, rafantaka
Tsanganana sy sary iray takila  39  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  40 fantaka, Fantaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09