|
|
|
|

Entrée1  fanotronana
Radical  2  otrona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana
Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao [1.1]
Explications en français  5  L’action d'escorter [1.3#473]
Exemples  6  Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso. [1.368#]

Mis à jour le 2025/09/12