Entrée onitra
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza
¶ Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise restoration of something lost or spent. [Richardson 1885]
 compensation, restitution [Hallanger 1973]
Traduction française dédommagement, remplacement [Hallanger 1974]
 compensation; dommages et intérêts [SLP 1986]
Dérivations 
Analogues  oni-drefy

Mis à jour le 2020/07/31