|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanompoana andriana |
| Singan-teny | 2 fanompoana, 3 andriana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka
6 toy ny fefiloha vaky, mamono afo na haitrano na hain-tanety, mamono valala, ets. 7 Tsy mba misaika na misolo ny raharaha izay efa iadidian' ny volam-panjakana 8 avy amin' ny hetra rahateo ny fampompoana andriana [1.10] 9 asa iombonan' ny fokonolona izay matetika ateraky ny zava-dehibe mitranga tampotampoka toy ny fefiloha vaky, famonoana afo (na hain-trano na hain-tanety), famonoana valala... [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|