|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanompoana
Fototeny  2 tompo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka,
5 na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [1.10]
6 Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
7 Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
8 Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [1.1]
9 asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 corvée [1.8, 1.13]
12 servitude; action de servir [1.8]
Ohatra  13  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
14  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  fanompoana
Fototeny  18 tompo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [1.1]
Ohatra  21  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
Kamban-teny rehetra  22 fanompoam-pivavahana amin' ny razana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17