|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanombohana
Radical  2  tomboka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [1.1]
Explications en français  5  L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [1.3#720]
Tous les mots composés  6  3 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)7  fanombohana
Radical  8  tomboka
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [1.1]

Mis à jour le 2025/10/08