|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanofanana
Radical  2  ofana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  famolavolana [1.13]
5  Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy
Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [1.1]
Explications en français  6  formation [1.13]
Exemples  7  Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320]
8  Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? [4.27#2013/09/25]
9  Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako. [2.356#186]
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)11  fanofanana
Partie du discours  12  nom
Explications en français  13  talisman contre la foudre, comme fandemy. [Tankarana] [1.19]

Mis à jour le 2025/09/15