| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fanoavana | 
| Fototeny | 2toa | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir [1.3#704] | 
| Ohatra | 
5 Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana.
[2.643#] 
 6 ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena [4.27#] 7 Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony. [2.436#]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 10 fanaovana, 11 fanoavana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |