|
|
|
|

Teny iditra1 fankalazana
Fototeny  2laza
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action de publier, de glorifier, de célébrer, de remercier; le motif, le temps [1.3]
5 célébration [1.3]
Ohatra  6 Ankalazaina indray izy ankehitriny, efa taona vitsivitsy mantsy eh, saingy tsy re tsaika toy ny saka fotsiny ny fankalazana hatramin'izay [4.12]
7 Isy didy izany fa fankalazana, izay mahatonga alohadia omena vodihena sy vola. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12