Entrée fanevamena
Mots élémentaires faneva ; mena
Partie du discours nom
Explications en malgache Faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy [1.1]
Explications en anglais [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena. [1.2]
Exemples Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59]
Vocabulaire 
Mots composés 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/28