|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fanenitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 tétanos
[1.13] |
| Voambolana | 5 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 6 tetanosy, 7 tomboka |
| Teny iditra (2/4) | 8 fanenitra |
| Fototeny | 9 tenitra |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka
[1.2] 13 a wasp [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 guêpe
[1.3#147, 1.8, 1.13] |
| Ohatra |
15 nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo
[2.895#]
|
| Voambolana | 16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 17 fangaraka, takolapanenitra |
| Mpanahaka | 18 kitoka |
| Lahatsoratra | 19 Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/4) | 20 fanenitra |
| Fototeny | 21 tenitra |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana
[1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 24 fanenitra |
| Fototeny | 25 tenitra |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Fomba entina manenitra, maneso, manaraby
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 critique
[1.3#147] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|