Entrée | fandroritana (roritra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin' ny sandriny Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin' ny fandroritana ny tady Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra Famivitana: Fanaon' ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin' ny mpianatra raha maditra [1.1] | |
Explications en français | L’action de tirer, l’instrument [1.3] | |
Traction, étirage [1.13] | ||
Exemples | Novelomina ny ompiompy kely madinika ka nanahiranan-tena ny fandroritana tsikobokobondanitra sy ny fanangonana taimanjinina an-tavy.
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/01/07 |