| Entrée | 1 roritra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena [1.1] |
| Explications en anglais |
4 pulled in opposite directions; stretched out like rubber [1.7] |
| Explications en français |
5 qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc [1.8] |
| Exemples |
6 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa
[2.472]
|
| Dérivés |
|
| Autres orthographes | 25 riritra, rirotra |
| Anagrammes | 26 rirotra, 27 roritra |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|