|
|
|
|

Entrée1  fandriana
Radical  2  andry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Explications en anglais  5  a bed, bedding. [1.2]
6  a bed [1.7]
Explications en français  7  lit [1.8]
Exemples  8  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
9  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Tous les mots composés  12  11 combinaisons de fandriana
Vocabulaire  13  Economie: articles ménagers
Synonymes  14  farafara
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fandriana
Article  16  Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  17 fandirana, 18 fandriana, 19 fiandrana

Mis à jour le 2025/09/20