| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fandiovana | 
| Fototeny | 2dio | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Asa atao hanadio [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie [1.3#106] | 
| Ohatra | 
6 Io no atao hoe afo fandiovana!
[2.529#] 
 7 Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470#] 8 Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366#]  | 
| Tsipelina hafa | 9fanadiovana | 
| Kamban-teny rehetra | 10afofandiovana | 
| Fivaditsoratra | 11 fandiovana, 12 ifandovana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |