|
|
|
|

Teny iditra 1  dio
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  29 Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana amin-javatra hafa: Tsy mbola mahafa-po ahy ny dion' itỳ vilia itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 cleanliness, purity, brightness. Lio is used in some provinces for dio [See note to diavolana] [1.2]
31 cleanliness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 propreté [1.8]
33 corps à l'état pur [1.13]
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how dio

Fivaditsoratra  dio, 35 Ido, 36 ody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19