|
|
|
|

Teny iditra1 fandiovana
Fototeny  2dio
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asa atao hanadio [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de nettoyer, la purification, ce avec quoi on purifie [1.3#106]
Ohatra  6 Io no atao hoe afo fandiovana! [2.529#]
7 Mampiseho ny fijalian' ny kristianina mijaly ao amin' ny afo fandiovana iry. [2.470#]
8 Dia ny fandiovana azy amin' ny asidra, tahaky ny famotsiana azy amin'ny voasary. [2.366#]
Tsipelina hafa  9fanadiovana
Kamban-teny rehetra  10afofandiovana

Fivaditsoratra  11 fandiovana, 12 ifandovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08