Entrée | 1 fandalinana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 lalina |
Tous les mots composés |
|
Explications en français |
5 [1.3] l'action d'approfondir |
Exemples |
6 [2.4] Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. 7 [2.245] Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. |
Anagrammes | 8 fandalinana, fandilanana, nifanadalan |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |