Entrée | 1 fanatitra |
Radical | 2 atitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fomba enti-manatitra Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana Sorona [1.1] |
Explications en anglais |
5 an offering [1.7] |
Explications en français |
6 offrande [1.3, 1.8] 7 Présent, ce qui est digne d’être offert manière de conduire [1.3] |
Exemples |
8 Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana.
[2.245]
|
Article | 9 Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 10 fanatitra, 11 fanitatra, 12 fitantara |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |