|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanasa
Fototeny  2 sasa
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano.
5 Azo sasana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qui peut se laver, manière de laver. [1.3]

Teny iditra (2/3)7  fanasa
Fototeny  8 asa
Sokajin-teny  9  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray.
11 Azo asaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 manière d'inviter. [1.3]

Teny iditra (3/3)13  fanasa
Fototeny  14 asa
Sokajin-teny  15  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo.
17 Azo asaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser. [1.3]

Fivaditsoratra  19 fanasa, 20 fasana, 21 Safana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12