Entrée | 1 fanariana |
Radical | 2 ary |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3] 5 vidange, évacuation [1.13] |
Exemples |
6 Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina.
[2.472]
7 Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [2.470] |
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot fanariana |
Anagrammes | 11 fanairana, 12 fanaraina, 13 fanariana, 14 fianarana, 15 fiaranana, 16 ifaranana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |