|
|
|
|

Teny iditra1  fanapahan-kevitra
Singan-teny  2 fanapahana, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 décision [1.8]
Ohatra  7  Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12