|
|
|
|

Teny iditra1  fanapahana
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo
5 Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana
6 Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany
7 Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8]
10 coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13]
Ohatra  11  Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. [1.320#]
12  Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! [2.298#]
Mpanahaka  13  fandidiana
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09